AMPY IZAY, ANDAO AVOTANA NY FIRENENA !

Sign Now
petition image
AMPY IZAY

ANDAO AVOTANA NY FIRENENA !

Tsy rariny intsony izao. Efa sangy mihoatra ny loha !!!

Efa firifiry izao ny mpiray tanindrazana no matimaty foana nohonny :

- Tsy fisianny hanin-kohanina,
- Tsy fisianny fandriam-pahalemana,
- Havesaranny fahaverezanasa,
- Fanakatsoana tsy hiditra aty aminny taniny,
-

Izany rehetrarehetra izany dia nohonny fisianny kirizy mianjady aminny firenena hatraminny volana janoary no mankaty.
Raha noventesinireo mpanongam-panjakana sady mpamadika ny firenena fa hanatsarаna ny fiainantsika ny nanonganana ny fitondrana nisy teo aloha dia tsy izany velively no zava-misy fa:

- Fankahalana olona fotsiny no rangory fototry ny afo,
- Fanaovana ampihi-mamba ranofotsiny ny fananam-pirenena no tetika am-badika, tena tantely afa-drakotra,
- Fanaovana didiko fe-lehibe no manjaka ka afaka miteny daholo ireo mpanararaotra sy mpiray petsapetsa, eny fa na dia ireo efa voasazinny lalana aza, ary zary fandrahonana ranofotsiny no tsy afaka am-bavany,
- Fangejana ho lasa fanananny tena ny fitondrana ny raharaham-pirenena ary dia tena lasa FANJAKANA ara-bakiteny tokoa.
-

Noheverinny rehetra fa tena famahana olana ireny fikatsahana ny marimaritra iraisana natao tany ivelany ireny fa hay dia fandaniam-potoana fotsiny, fandrirarirаna tsotra izao ny anireo izay milaza fa mpitondra ankehitriny nefa mpandroba-pahefana fotsiny izao. Ka na ireo olona tsara sitrapo izay nitady ny hevitra rehetra ivoahana aminizao kizo misy antsika izao aza dia nosakanana tsy hiverina an-tanindrazana ! Ireo olona ireo indray no lazaina fa mpanongam-panjakana !!!

Izao indray, dia naka fanapahan-kevitra samirery hampanao fifidianana assemblйe constituante ireo olona ireo !!! Tetika efa maty paika izany ary antonny fandrirarirаna izay voalaza etsy ambony. Tsy nivonona velively taminizany marimaritra iraisana izany mihitsy ireo mpanongam-panjakana ireo. Nolalaoviny tsotra izao ny olon-drehetra. Mazava be koa fa tsy io tovolahy kely io no hanana fahaizana hikotrika izany hevi-petsy mamohehitra izany fa tsy maintsy nisy firenena hafa efa zatrady, nanoro sy nanampy azy.

Manoloana izany, dia manaitra ny sainny mpiray tanindrazana rehetra izahay fa mihoatra ny loha ny fijaliana sy ny fahafaham-baraka. Efa tofoka sy vizana ny tena vahoaka.

Koa manao izao petitions izao izahay, hiantso anareo, ao anatin'ny firaisan-kina, handrodana ny FAT izay FANJAKAZAKANNY VITSY ANISA, ary hametraka ny tena Transition araky ny Maputo I & II ary Addis Abeba.

Misaotra indrindra.
Sign The Petition
OR

If you already have an account please sign in, otherwise register an account for free then sign the petition filling the fields below.
Email and password will be your account data, you will be able to sign other petitions after logging in.

Privacy in the search engines? You can use a nickname:

Attention, the email address you supply must be valid in order to validate the signature, otherwise it will be deleted.

I confirm registration and I agree to Usage and Limitations of Services
I confirm that I have read the Privacy Policy
I agree to the Personal Data Processing
Shoutbox
Sign The Petition
OR

If you already have an account please sign in

I confirm registration and I agree to Usage and Limitations of Services
I confirm that I have read the Privacy Policy
I agree to the Personal Data Processing
Goal
250 signatures
Goal: 100
Latest Signatures
23 December 2015
250. Rakotomahandry I | I support this petition
18 December 2015
249. Pontiac Mcdonald | Masina ny Tanindrazana
7 December 2015
248. Ranoromalala E | I support this petition
25 November 2015
247. Armand R | Legaliste
16 November 2015
246. Cedric Castaneda | Wake up, stand up for your rights!
25 October 2015
245. Hary Gonzales | Arrкt vos conneries les franзais, sinon, on va vous pourrir la vie
6 October 2015
244. Mino Terrell | Enough is enough! Let's react!!!
10 September 2015
243. Rafanomezantsoa Renj | I support this petition
9 September 2015
242. Tojonirina Villanueva | I support this petition
7 September 2015
241. Rabearison A | izaho mino an'Andriamanitra
31 August 2015
240. Niry Mercer | efa leo tanteraka
2 August 2015
239. Razafyandriamihaingo L | MASINA NY TANINDRAZANA!
28 July 2015
238. Mathieu M | I support this petition
18 July 2015
237. Kapp Choi | I support this petition
15 July 2015
236. Sitraka R | I support this petition
29 June 2015
235. Gabriel Obrien | I support this petition
19 May 2015
234. Ramanitrarivo Berger | ----------
18 May 2015
233. Soanirina Baoa | Aoka mba ho modely arademokrasia i Madagasikara malala, izay tsy ananampiry fa tokana ho an'ny Malagasy
7 May 2015
232. Radel Lara | I support this petition
23 April 2015
231. Maroventy A | Je demande а la CI l'application de sanctions individuelles а tous les putschistes du monde (Mada, Guinйe, Honduras) pour servir d'exemples, et mettre la France face а ses responsabilitйs pour Mada.
7 March 2015
230. Mahavariana Davis | I support this petition
1 March 2015
229. Tsarona Wolf | Aza d manofy sy mafana fo loatra e!!! Ataovy ampahatoniana ny zavatra rehetra atao!
26 February 2015
228. Haja R | I support this petition
12 February 2015
227. Michael R | I support this petition
4 January 2015
226. Maillard R | I support this petition
browse all the signatures »
Information
In: -
Petition target:
Ny tia tanindrazana rehetra
Tags
No tags
Embed Codes
direct link
link for html
link for forum without title
link for forum with title
728×90
468×60
336×280
125×125