DEMISSION DE RAVALOMANANA

Sign Now
petition image
Ho An'Andriamatoa Marc RAVALOMANANA

Salama tompokolahy.

Izahay manao sonia etsy ambany dia mangataka anao mba hametra-pialana am-panajana eo amin'ny toerana filoham-pirenena nampindramin'ny vahoaka masimandidy amin'ny tany sy fanjakana anao.

Izahay dia manameloka anao tanteraka amin'ny:
- fandatsahan-drà ny mpiray tanindrazana izay midika famadihana tanindrazana tsotra izao
- famonoana feno habibiana ary tsisy fiantrana nataonao sy ny mpiasanao tamin'ny vahoaka malagasy tsy manan-tsiny sy kamboty ray mbola velona satria niankina hazo boboka, tamin'ny 7 febroary 2009
- famonoana feno habibiana iaretan'ny vahoaka malagasy amin'ny tsy famonjena azy amin'ny hanoanana, non assistance à personne en danger
- fampijaliana feno habibiana sy tsisy antra ny zana-bahoaka amin'ny fijerena azy fotsiny ho fatin'ny hanoanana sy hetaheta ambony lakana
- fangalarana ankitsirano ny fananam-panjakana sy ny volam-bahoaka ampiasaina amin'ny tombotsoanao samy irery
- fivarotana ny tanindrazana izay famadihana ihany koa

Ny fametrahanao fialana no hevitra faran'ny hivoahanao amin-kaja amin'izao toe-draharaha vokatry ny fitiavan-tenanao tafahoatra izao.

Misaotra mialoha tompolahy.


Monsieur Marc RAVALOMANANA,

Les signataires de la présente vous demandent instamment de déposer votre démission du poste de Président de la république que le peuple souverain vous a prêté.

Nous condamnons sans réserve:
- le sang malgache versé par votre main et par vos employés sur le terre de nos ancêtres qui constitue la plus haute trahison aux yeux de tous
- la tuerie sauvage et sans pitié des compatriotes malgaches innocent et orphelin le 7 février 2009
- la condamnation à la mort lente de tous les malgaches affamés de votre seul fait, et la non assistance à personne en danger de votre part
- la torture sadique que vous perpétrez à la population malgache en observant inactif sa douleur, son calvaire, son agonie jusqu'à son dernier souffle
- l'abus de biens publics et le détournement de deniers publics à votre profit personnel
- la vente aux étrangers de la terre de nos ancêtres, un sacrilège sans égal et une traîtrise sans précédent.

Aussi vous prions-nous de prendre cette dernière opportunité de sortir dignement encore de cette crise conséquence de vos agissements égocentriques et inhumains.

Vous remerciant par avance
Sign The Petition
OR

If you already have an account please sign in, otherwise register an account for free then sign the petition filling the fields below.
Email and password will be your account data, you will be able to sign other petitions after logging in.

Privacy in the search engines? You can use a nickname:

Attention, the email address you supply must be valid in order to validate the signature, otherwise it will be deleted.

I confirm registration and I agree to Usage and Limitations of Services
I confirm that I have read the Privacy Policy
I agree to the Personal Data Processing
Shoutbox
Sign The Petition
OR

If you already have an account please sign in

I confirm registration and I agree to Usage and Limitations of Services
I confirm that I have read the Privacy Policy
I agree to the Personal Data Processing
Goal
0 signatures
Goal: 50
Latest Signatures
no signatures yet
browse all the signatures »
Information
In: -
Petition target:
Marc Ravalomanana
Tags
No tags
Embed Codes
direct link
link for html
link for forum without title
link for forum with title
728×90
468×60
336×280
125×125