AMPY IZAY, ANDAO AVOTANA NY FIRENENA !
AMPY IZAYANDAO AVOTANA NY FIRENENA !Tsy rariny intsony izao. Efa sangy mihoatra ny loha !!!Efa firifiry izao ny mpiray tanindrazana no matimaty foana nohonny :- Tsy fisianny hanin-kohanina,- Tsy fisia... continue reading »
"ampy izay fanapotehina firenena nataon'ireo mpitondra teo aloha ireo izay tsy iza izany fa i ratsiraka, zafy ary ra8manana izay manabaka sy mamono ny vahoaka malagasy fotsiny tsys ilaivana azy"
"mafinaritra refa misy otr'zao"
"ok"
"I support this petition"
"I support this petition"
"I support this petition"
"Ampy izay ny fandeferana !"
"Mankahery antsika mpikarakara zao hetsika izao"
"I support this petition"
"I support this petition"
"I support this petition"
"Aoka izay hitondra ny Firenena manaraka eo hanao ho vain-dohan-draharahany ny fitsarana ireo misora-tena ho mitondra ny firenena malagasy ankehitriny, ireo Mpikambana rehetra ao amin'io FAT io"
"I support this petition"
"I support this petition"
"mivavaha hanafaingana ny fanavotana e!"
"Masina ny Tanindrazana. Ho ela velona ny filoha VOAFIDIM-BAHOAKA"
"I support this petition"
"I support this petition"
"Tena ampy zay e!!!"
"I support this petition"
"I support this petition"
"milaza fa tsy tompon'andraikitra amizao fahoriana zao ny FAT, fa iza nefa no nitarika an'izao e ? tsy nareo nanongam-panjakana ihany? Raha tsy nisy fanonganam-panjakana inona no niseho. Amiko ianareo mpandraharaha sy mpanao politika no voageja t@ fitondra"
"Toa tsy misy mahasahy mitonona anarana ireo milaza fa manohana ny FAT ? Sahia mijoro @ hevitrao"
"I support this petition"
"Ce petit voyou Rajoelina est bon pour une forкt vierge de l'Afrique"