AMPY IZAY, ANDAO AVOTANA NY FIRENENA !
AMPY IZAYANDAO AVOTANA NY FIRENENA !Tsy rariny intsony izao. Efa sangy mihoatra ny loha !!!Efa firifiry izao ny mpiray tanindrazana no matimaty foana nohonny :- Tsy fisianny hanin-kohanina,- Tsy fisia... continue reading »
"I support this petition"
"I support this petition"
"TSY MISY ILANA ITY PETITION ITY KA AJANONY E! REFA TAPAKA NY BOURSE DE MODIA FA TSY MIRENIRENY ANY"
"Rehefa tsy manaiky hampihatra ny fifanarahana tany Maputo sy Addis-Abeba ny tarik'i rajoelina dia esory tsy ho isany fa aleo ianareo mouvances 3 miaraka @ Societe civile no manao azy."
"I support this petition"
"I support this petition"
"I support this petition"
"В"
"ampy zay ny fanonganam-panjakana fa ravao ny tafika dia tsy misy intsony io"
"I support this petition"
"tsy mila JIOLAHY rajoelina"
"В"
"no comment"
"I support this petition"
"I support this petition"
"Ho an'ny taranaka"
"ampy tokoa izay"
"Ampy izay ny fitsilamodamohana. Aoka hisy hetsika azo tsapain-tanana amin'izay"
"Ce connard doublГ d'un bandit assassin a assez fait de mal comme ГГ Г son pays, Г son peuple et Г toute la communautГ africaine"
"В"
"ampy kosa zay e!"
"I support this petition"
"I support this petition"
"Tsy ilaina tsony na i zafy na ratsiraka na ravalomanana fa mpamono ny malagasy sady mandroba fotsiny reo tsy ilaina tsara gadraina mintsy mandrapaha mort . Misaotra an'i PRESIDENT ANDRY RAJOELINA ny vahoaka malagasy sahy nandray andraikitra nanala an'ireo"
"ampy zay"